Accueil Société Mpivarotra Tsena Analakely : iharan’ny fandrahonana

Mpivarotra Tsena Analakely : iharan’ny fandrahonana

0
Mpivarotra Tsena Analakely : iharan’ny fandrahonana

Filanjana sora-baventy no nanehoan’ireo mpivarotra Analakely ny tsy fankasitrahan’izy ireo ny antsojay mahazo azy sy ny fandrahonana ataon’ny tomponandrikitra misahana ny fanorenana ny tsena tsy ara-dalàna eny an-toerana. Manao antso avo ireo mpivarotra mba hisian’ny fijerevana akaiky ny fampihorohoroana sy ny fanesorana azy ireo.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici