Mpizahatany – Nosy Be : maro no efa namandrika toerana

0

Maro ireo mpizahatany efa namandrika toerana ao Nosy Be amin’izao herinandro mialohan’ny fisokafany izao. Misy ihany koa ny tosika omen’ny minisitera hanampiana ireo mpandraharaha toa ny fananganana ny site web »bon plan ».