Mponina ambanin’Ampamarinana : hafindra eny Isotry

0

Hafindra eny Isotry rahampitso ireo fianakaviana maro avy eny ambanin’Ampamarianna noraisina teny amin’ny Village Voara. Ireo mponina izay nanamafy fa tsy hiverina eny Ambanin’Ampamarinana intsony noho ny loza mitatao eny an-toerana.