Nicolas Dupuis – FMF : tontosa ny fifanaovan-tsonia fifanarahana

0

Tontosa io hariva io ny fifanaovan-tsonia fifanarahana eo amin’ny Nicolas Dupuis, sy ny comité de normalisation. Nohamafisina tamin’ity androany ity araka izany fa i Nicolas Dupuis no mpanazatra ny ekipam-pirenena Malagasy amin’ny CAN 2019 tanterahina any Egypte.