Nivarotra sokatra tao amin’ny tambazotran-tserasera : naiditra am-ponja vonjimaika

0

Olona iray nivarotra sokatra tao anaty tambazotran-tserasera no saron’ny mpitondrao filaminana ka niakatra fampanoavana androany. Naiditra am-ponja avy hatrany izy ka ny faha 8 ny volana Oktobra ho avy izao ny fitsarana azy.