Accueil Société Notre Dame de Lourdes – Miaramasoandro : notokanana tamin’ny fomba ofisialy omaly

Notre Dame de Lourdes – Miaramasoandro : notokanana tamin’ny fomba ofisialy omaly

0
Notre Dame de Lourdes – Miaramasoandro : notokanana tamin’ny fomba ofisialy omaly

Notokanana tamin’ny fomba ofisialy omaly, ny Eglizy Notre dame de lourde ao Miaramasoandro ao Antsirabe izay mahazaka mpivavaka hatrany amin’ny 850. Nanatrika ny fotoam-bavaka nitsofan-drano ity fiangonana ity ny filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry. Na betsaka aza ireo fotodrafitr’asa vita, miavaka ny fitokanana fiangonana.