Accueil Société « Nouvelle ville »: hatsangana eny Imeritsiatosika

« Nouvelle ville »: hatsangana eny Imeritsiatosika

0
« Nouvelle ville »: hatsangana eny Imeritsiatosika

Eny Imeritsiatosika no hananganana ilay tetikasan’ny filohan’ny Repoblika « Nouvelle ville Tanamasoandro » na tanàna vaovao raha ny nambaran’ny minisitra lefitra misahana ny tanana vaovao sy ny toeram-ponenana. Mora kokoa ny dingana fanantanterahana izany any an – toerana araka ny fanazavana raha mitaha amin’ny fikasana anangana izany teny Ambohitrimanjaka.