NTSAY Christian : misahana vonjimaika ny minisiteran’ny harena an-kibon’ny tany

0

Noraisin’ny Praiminisitra lehiben’ny governemanta NTSAY Christian ny fitantanana vonjimaika ny minisitera misahana ny harena an-kibon’ny tany sy ny loharanon-karena stratejika taorian’ny fametraham-pialan’ny minisitra Brice Randrianasolo. Ho atao laharam-pahamehana ny famoahana ny lalàna mifehy ny fitrandrahana na ny « code minier » raha ny nambaran’ny Praiminisitra.