Olom-pirenena : manantena fiovana eto amin’ny firenena taorian’ny fanendrena Praimiminisitra

0

Manantena fiovana eto amin’ny tany sy ny firenena ny olom-pirenena taorian’ny fanedrena ny praiminisitra. Fanovana eo amin’ny fomba fitantanana, ny ady amin’ny kolikoly ary ny fanomanana fifidianana madio sy mangarahara no andrasan’ny olom-pirenena.