Notananterahina androany 06 Aprily ny fizarana ny fitaovana natokana ho an’ireo olona manana fahasembanana izay anatin’ny tetikasa MIHARY Employabilité et Autonomisation Economique. Fitaovana maromaro entina amin’ny fizakan-tena ara-ekonomika ho an’ny olona manana fahasembanana.