Accueil Politique OMC Nasionaly : tsy hekena ny fihoaram-pefy sy ny fambolena korontana

OMC Nasionaly : tsy hekena ny fihoaram-pefy sy ny fambolena korontana

0
OMC Nasionaly : tsy hekena ny fihoaram-pefy sy ny fambolena korontana

Tsy hekena ny fihoaram-pefy sy ny fambolena korontana eto Madagasikara ary ho hentitra ny sazy na iza na iza. Tsy tokony hisy ny fijalian’ny mpanjifa ary tsy maintsy harenina ao anatin’ny fotoana fohy ny olan’ny jiro sy rano. Ho henjana ny sazy ho an’ireo mandoro sy manimba fananam-panjakana sy fananana iombonana raha misy fitakiana atao, indrindra ireo mpianatry ny Oniversite. Ireo amin’ny ankapobeny no nisongadina nandritra ny fivoriana nataon’ny OMC Nasionaly teny Mahazoarivo androany.