OMNIS : ahiana hisy korontana eo anivon’ny orinasa.

0

Ahiana hisy korontana eo anivon’ny OMNIS amin’izao fotoana noho ny fitsabahana andraikitra ataon’ireo tomponandraikitra sasany. Tsy araka ny fampanantenana nomena no mitranga ary voalaza fa nisy fanodikodinana vola sy fitaovana tao amin’ny orinasa saingy tsy nisy fandraisana fepetra mifandraika amin’izany.