OMNIS : ny mpanolontsain’ny Filohampirenena no mpibaiko

0

Mitsabaka tanteraka amin’ny fitantanana ny sampan-draharaha miandraikitra ny solika sy ny harena an-kibon’ny tany ny Filohampirenena RAJAONARIMAMPIANINA Hery amin’ny alalàn’ireo mpanolotsainy, indrindra amin’izao fotoana mafana eto amin’ny firenena hiandrandrana fifidianana andraisan’ny rehetra anjara, madio sy mangaraharaha izao, araka ny navoakan’ny gazety boky Africa Energy Intelligence.