Accueil Société ONG Graine de vie : potika ny tontolo iainana noho ny tsy fahaiza-mitantana

ONG Graine de vie : potika ny tontolo iainana noho ny tsy fahaiza-mitantana

0
ONG Graine de vie : potika ny tontolo iainana noho ny tsy fahaiza-mitantana

Ny tsy fahaiza-mitantan’ny mpitondra Fanjakana no mahatonga ny fahapotehan’ny tontolo iainana eto Madagasikara, hoy ny ONG Graine de vie. Vokatr’io, kivy ary hampihena ny asa tanterahany eto Madagasikara ity fikambanana ity, izay nisehatra tamin’ny fambolen-kazo sy ny fiarovana ny tontolo iainana teto amintsika nandritry ny 14 taona.