Accueil Société Oniversite – Antananarivo : miato ao anatin’ny 48 ora ny hetsiky ny mpianatra

Oniversite – Antananarivo : miato ao anatin’ny 48 ora ny hetsiky ny mpianatra

0
Oniversite – Antananarivo : miato ao anatin’ny 48 ora ny hetsiky ny mpianatra

Nilamina ny teny Ankatso sy ny manodidina io maraina io. Taorian’ny fifampiresahana teo amin’ny solontenan’ny mpianatra ao amin’ny fakiolten’ny sciences sy ny filohan’ny oniversite an’Antananarivo, miato ny hetsika ary ao anatin’ny 48 ora no amahana ny olana rehetra momban’ny fitakiana ny vatsim-pianarana.