Accueil Société Orinasa afaka haba etsy Ivato : voahitsakitsaka ny zon’ny mpiasa 552

Orinasa afaka haba etsy Ivato : voahitsakitsaka ny zon’ny mpiasa 552

0
Orinasa afaka haba etsy Ivato : voahitsakitsaka ny zon’ny mpiasa 552

Mpiasa 552 ao amin’ny orinasa afaka haba iray etsy Mandrosoa Ivato no mitaraina vokatry ny tsy fanajana ny zo fototry ny mpiasa. Santionany ny fanapahana karama, ny tsy fanajana ny mari-karama farany ambany, ny fiantohana ny aina sy ny fiahiana ara-tsosialy. Tokony hampiharina ny lalàna sy ny sazy mifanaraka amin’izany hoy ny teo anivon’ny OIT.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici