Accueil Politique Orinasa Kraomita Malagasy : olona tsy manana vahaolana no napetraka ho Tale Jeneraly Lefitra

Orinasa Kraomita Malagasy : olona tsy manana vahaolana no napetraka ho Tale Jeneraly Lefitra

0
Orinasa Kraomita Malagasy : olona tsy manana vahaolana no napetraka ho Tale Jeneraly Lefitra

Notendren’ny filankevi-pitantanan’ny orinasa Kraomita Malagasy ho Tale Jeneraly Lefitr’ity orinasa ity i Jaobarison RANDRIANARIVONY. Tale Jeneraly Lefitra izay tsy ankasitrahan’ireo mpiasa, satria ny mpitondra HVM no ambaran’ny mpiasa ho tompon’antoka voalohany amin’ny faty antoka miompampan’ny orinasa amin’izao fotoana izao.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici