OVEC : nanomboka nandray ny antontan-taratasy firotsahan-kofidiana androany

0

Kandidà ho ben’ny tanàna iray no tonga nanatitra ny antotan- taratasy filatsahana ho fidiana teny anivon’ny OVEC Antananarivo Renivohitra androany Alakamisy 29 Aogositra, fotoana fisokafan’ny fametrahana ny antontan-taratasy filatsahana ho fidiana manerana an’ i Madagasikara.