Accueil Société PADEVE : vinavinaina ho vita amin’ny novambra 2021 ny asa rehetra amin’ireo tanàn-dehibe 3

PADEVE : vinavinaina ho vita amin’ny novambra 2021 ny asa rehetra amin’ireo tanàn-dehibe 3

0
PADEVE : vinavinaina ho vita amin’ny novambra 2021 ny asa rehetra amin’ireo tanàn-dehibe 3

Mizotra hatrany ireo asa fanamboarana sy fanajariana ao anatin’ny lamin’asa PADEVE amin’ireo tanàn-dehibe telo misitraka izany. Ho an’ny tanànan’Antsiranana, 64% ny asa rehetra amin’ny ankapobeny no vita, Toliara, 72% ny asa rehetra no efa tanteraka, manakaiky izay ihany koa ny tahan’ny asa efa vita ao Fianarantsoa.