Accueil Société Paosin-drà – CRTS : vitsy ny manome rà

Paosin-drà – CRTS : vitsy ny manome rà

0
Paosin-drà – CRTS : vitsy ny manome rà

Manodidina ny 35 000 kitapon-drà isan-taona no ilaina manerana an’i Madagasikara. Tsy maharaka izany ny ivontoerana misahana ny famindrana rà raraka ny fanadihadiana natao. Ilaina fanamafisana manoloana io ny fanentanana amin’ny fanomezan-drà anatin’ny fanarahana ny fepetra ahazoana rà azo ampiasaina.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici