Permis biométrique vaovao : nivoaka androany

0

Nivoaka androany ny permis Biometrique vaovao, manaraka ny fenitra iraisam-pirenena, sy manaraka ny hiaka farany. Maimaipoana ny fisitrahana izany ho an’ireo izay efa nanana ny permis biometrique teo aloha. Etsy ankilany, hisy ny lamina hapetraka amin’ny fizarana izany, hisoroana ny filaharana.