Pesta : faritra 4 no voasokajy ho faritra mena.

0

Faritra 04 no voasokajy ho faritra mena eto amintsika ankehitirny manoloana ny fihanaky ny valan’aretina Pesta. Nanomboka ny voalohan’ny volana Aogositra hatramin’ny asabotsy teo, miisa 978 ireo tranga manerana ny Nosy. Miisa 10 ny tranga voaray omaly ka ny 06 amin’ireo teto Antananarivo.