Petite Vitesse : tsy manaiky ny hametrahana ny « pylône téléphérique » anaty tsena ireo
mpivarotra

0

Nitokona, nanao tsena maty ireo mpivarotra etsy amin’ny tsena petite vitesse androany. Anton’izany ny tsy faneken’ireo mpivarotra ny anorenana ny pylone mikasika ny tetikasa téléphérique. Efa nisy ireo teknisianina tonga nadrefy teny amin’ny tsena raha ny fanazavna hatrany.