Accueil Politique Plateforme syndicale : hamory ireo mpiasa sy sendika rehetra ny 07 septambra izao.

Plateforme syndicale : hamory ireo mpiasa sy sendika rehetra ny 07 septambra izao.

0
Plateforme syndicale : hamory ireo mpiasa sy sendika rehetra ny 07 septambra izao.

Hamory ireo mpiasa sy sendika manerana ny nosy ny vovonan’ireo mpitarika sendika ny faha 7n’ny vola septambra izao hanehoana amin’ny fitondrampanjakana ny fitotongan’ny sehatry ny asa eto amintsika manoloana ny fiakaran’ny vidim-piainana; ny tsy fanaovan’izy ireo laharampahemahana ny fampiroboroboana ny asa mendrika. Tsy mifangaro resaka politika ity hetsika ity raha ny fanazavana.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici