Polisim-pirenena Mahajanga : jiolahy 23 nampihorohoro vahoaka tao Mahajanga no tratra

0

Jiolahy miisa 23 tsy nampandry fahalemana tao Mahajanga tampon-tanana no voasambotry ny Polisim-pirenena. Sasany tamin’izy ireo mpamaky Trano miaraka amin’ny pilotra, ao kosa ireo mpanao sintomahery,ny mpifoka zavamahadomelona sy ireo mpivarotra rongony, sns. Ny hamongotra ireo olon-dratsy ao Mahajanga no tanjon’ny Polisim-pirenena Ary manao antso avo amin’ny fokonolona amin’ny Fanomezana loharanombaovao.