Polisim-pirenena : samy maneho ny heviny ireo milaza ho lohan-dohany

0

Manohana ny hetsiky ny solombavambahoaka ho an’ny fiovana ny sendikan’ny mpiasan’ny jirama sy ny Sendikan’ny Inspecteur de Police ary ny Sendikan’ny Brigadier et agent de police izay manambatra ny maro an’isa indrindra eo anivon’ny Polisim-pirenena. Ny hariva teo nefa, nanao fanambarana nitsipaka ny fanambaran’ireo sendika ireo ny tomponandraikitra ambony eo anvion’ny polisim-pirenena.