Politika ara-toekarena malagasy: mitohy ny adihevitra

0

Mbola mitohy ny ady hevitra mikasika ny politika ara-toekarena sy ara-bola mety amin’ny firenena malagasy raha ny voalazan’ny governoran’ny banky foiben’i Madagasikara. Fehezina amin’ny tarehimarika iray ny tahan’ny fiakaran’ny vidim-piainana. Izay aloha ny tanjona apetraka raha ho an’ny firenena malagasy manokana, raha ny fanazavana hatrany.