Tafiakatra 400Ar oharina amin’ny vidiny andro maro lasa izay ny vidim-bary eny an-tsena. Nahitana fiakarany tahak’izay ihany koa ny vidin’ny entana ilaina amin’ny andavan’andro nanomboka ny herinandro lasa teo. Isan’izany ny menaka, siramamy, farine.