Praiminisitra NTSAY Christian : tontosany ny andraikitra napetraka taminy

0

Tontosa ankehitriny ny iraka izay niantsorohan’ny Governemanta tarihan’i Praiministra NTSAY Christian izay niompana tanteraka tamin’ny fanatontosana ny fifidianana filohampirenena. Hametra-pialana faobe ity governemanta ity aorian’ny fianinana ataon’ny Filoha Andry RAJOELINA ny Sabotsy ho avy izao.