Presse Internationale : manameloka ny fanasoketana ny mpanao gazety manao ny asany

0

Manoloana ny toe-draharaha nitranga teny amin’ny Parvis Analakely omaly, izay nanasoketan’ireo mpanao fihetsiketsehana teny an-toerana ny mpanao gazety izay manao ny asany. Namoaka fanambarana manameloka izany ny Presse Internationale eto Madagasikara.