PRM : hirosoana ny fandraisan’ireo Malagasy ao Frantsa anjara amin’ny fifidianana

0

Hirosoana hoy ny Filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara ny fandaminana hahafahan’ireo Malagasy monina ao Frantsa, handray anjara amin’ny fifidianana ny taona 2023. Nohamafisiny ihany koa fa voninahitra lehibe ho an’i Madagasikara ny fanasana azy ho vahiny manan-kanja nandritry ny fihaonana lehibe nokarakarain’ny MEDEF.