Raharaha Antsakabary : sazy mandrapahafaty no mety ahazo ireo tomponandraikitra

0

Heloka be vava natao tamin’ny mponina sivily no nitranga tao Antsakabary, hoy ny mpahay làlana iraisam-pirenena, ary sazy mandrapahafaty no mety ho azon’ny tomponandraikitra tamin’izany. Tsy mbola tonga any Antsakabary ireo fanampiana hatramin’izao, vaokatry ny faharatsian’ny làlana.