Raharaha apollo 21: nitohy androany ny fitsarana ireo 20 mianadahy voarohirohy

0

Nitohy androany teny amin’ny lapan’ny fitsarana Anosy ny fakana ambava ireo 20 mianadahy voarohirohy amin’ny raharaha fikasana hamono ny filoham-pirenena na ny apollo 21. Androany no niroso taminy fanadiadiana lanina ireo voarohirohy ny mpitsara ny eo aminy fitsarana heloka bé Vava tsotra  ka i RAFANOHARANA Paul no nanomboka izany. Tsy ampy ny porofo netin’ny mpitory ireo voapanga ary tsy manaraka ny lalany ny nisamborana ireo olona voarohirohy ireo hoy ny mpisolo vava.