Raharaha Farafangana : misokatra ny fanadihadiana hoy ny minisitra

0

Gadra roa izay isan’ny tafatsoaka tao amin’ny fonjan’i Farafangana no voasambotra omaly raha toa ka tafakatra 23 ireo namoy ny ainy. Misokatra nanomboka omaly ankilany ny fanadihadiana mahakasika ny vaky fonja tao Farafangana taorian’ny nidinan’ny minisitra tomponandraiktra tany an-toerana.