Raharaha kolikoly – ENMG : efa eo am-pamaranana ny famotorana

0

Tohin’ny raharaha-na kolikoly, izay niafara tamin’ny fandorana ireo laza adina tao amin’ny sekoly ENMG ny taona 2018. Nidina teny an-toerana androany, nanao perquisition ireo trano nogiazana ny teo anivon’ny Bianco .Eo am-pamaranana ny fanadihadiana amin’izao fotoana izao ireo tomponandraikitra raha ny fanadihadiana natao.