Accueil Politique Raharaha volamena 73,5kilao : olona 8 naiditra am-ponja vonjimaika

Raharaha volamena 73,5kilao : olona 8 naiditra am-ponja vonjimaika

0
Raharaha  volamena 73,5kilao : olona 8 naiditra am-ponja vonjimaika

Tohin’ny raharaha fanondranana volamena milanja 73,5 kilao an-tsokosoko. Olona 8 no naiditra am-ponja vonjimaika raha ny fampitam-baovao navoakan’ny minisiteran’ny fitsarana tao amin’ny tambazotran-tserasera.