Accueil Politique Raharaha volamena : nahazo fahafahana vonjimaika izy telo lahy tratra

Raharaha volamena : nahazo fahafahana vonjimaika izy telo lahy tratra

0
Raharaha volamena : nahazo fahafahana vonjimaika izy telo lahy tratra

Nahazo fahafahana vonjimaika ireo Malagasy miisa telo lahy tra-tehaka niaraka tamin’ilay volamena milanja 73,5 Kg tatsy Afrika Atsimo araka ny vaovao azo avy any an-toerana, na eo aza ny fanomezana fahafahana vonjimaika azy telo lahy ireo, arahi-maso akaiky ny toerana ipetrahan’izy ireo ary voafetra ny olona afaka mifanerasera aminy.