Raharahampirenena: Manahy ny krizy ateraky ny fifidianana ny vondrona Eoropeana sy ny parlemanta Eoropeana

0

Mikasika ny tolokevitra avy amin’ny parlemanta Eoropeana mahakasika an’i Madagasikara. Tsy midika ho fitsabahana kosa ny famoahana io fehinkevitra io raha nambaran’ny masoivohon’ny vondrona eoropeana izay manahy ny amin’ny rahraha politika eto amin’ny firenena. Tsy anjaran’izy ireo no manampakevitra amin’ny raharaha anatin’ny firenena hoy kosa ny praiminisitra.