Accueil Société RAJOELINA Andry : mahazo fanampiana avokoa ny isan-tokantrano

RAJOELINA Andry : mahazo fanampiana avokoa ny isan-tokantrano

0
RAJOELINA Andry : mahazo fanampiana avokoa ny isan-tokantrano

Nihaona tamin’ireo vahoaka tsy nisitraka ny fanampiana avy amin’ny fitondram-panjakana ny maraina teo teny Bemasoandry Itaosy ny filohampirenena mivady. Fotoana izay nilazany fa tsy maintsy mahazo fanampiana avokoa ny isan-tokantrano eto Antananarivo, ary androany no fanombohana ho an’ny distrikan’Atsimondrano.