Rallye du Mangoro : norombahan’ny ekipan’i Rivo sy Ando ny amboara

0

Tontosa soa aman-tsara ny 3 ème manche eo amin’ny championnat de magadascar des Rallyes 2018 eo amin’ny familiana fiarakodia. Norombahan’ny equipage Rivo sy Ando ny laharana voalohany tamin’ity fifaninana ity.