« Rallye Motul » andiany faharoa : nanomboka androany

0

Tontolon’ny fanatanjahantena, nanomboka tamin’ity androany ity ny andiany faharoa amin’ny fiadiana izay ho tompondakan’i Madagasikara eo amin’ny Rallye izay karakarain’ny Club FMMSAM. Tao amin’ny kaominina Masindray nihazo an’Anjeva no lalana tamin’izany.