Rano Ankadindravola

0

Tapaka efa ho telo andro ny rano avy amin’ny jirama amin’ny fokontany Ankadindravola sy ao Ambatolampikely. Vokatr’izay, tafakatra hatrany amin’ny 500 Ar ny anakaramana maka rano 1 bidon eny an-toerana. Mitaraina araka izany ireo mponina ary mangataka ny tomponandraikitra hamaha faran’iay hainga ny olana mitranga.