RAZANADRAINIBE Marie: 95 taona, mahavita mamaky baiboly sy mikarakara ireo zanany

0

Niverina tany Ambohipo tanàna, toerana misy Bebe Marie ny mpanao gazetin’ny Kolo Tv, namangy sy nanatitra solom-bodiakoho ho azy noho ny fahatratrarana ny taona vaovao. 95 taona ankehitriny ity renimpianakaviana ity, salama tsara ary afaka mikarakara ireo zanany tsy salama.