Accueil Société RN 44 : nivoaka omaly ny « appel d’offre » amin’ny fanamboarana ny lalana

RN 44 : nivoaka omaly ny « appel d’offre » amin’ny fanamboarana ny lalana

0
RN 44 : nivoaka omaly ny « appel d’offre » amin’ny fanamboarana ny lalana

Navoaky ny ministeran’ny fanajariana ny tany, ny toeram-ponenana sy ny asa vaventy omaly ny « Appel d’offre » hanamboarana ny RN 44, mampitohy an’i Moramanga sy Ambatondrazaka. Hatomboka tsy ho ela ny asa fanamboarana ary ho vitaina ao anaty fotoana fohy noho ny fitarainan’ireo mponina sy ny mpitatitra.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici