Accueil Société « Rocade d’Iarivo » : mitohy ny fanonerana atao amin’ireo nanana fananana voakasika

« Rocade d’Iarivo » : mitohy ny fanonerana atao amin’ireo nanana fananana voakasika

0
« Rocade d’Iarivo » :  mitohy ny fanonerana atao amin’ireo nanana fananana voakasika

Maherin’ny 14 miliara Ariary amin’izao fotoana izao ny fanonerana efa vitan’ny fanjakana  ho an’ireo nanana fananana  voakasika  tamin’ny fanamboarana ny Rocaden’Iarivo. Mitohy hatrany ny dingana entina hanonerana ireo ambiny tsy mbola voaloa, araky ny namafisin’ny teo anivon’ny minisiteran’ny fanajariana ny tany sy ny asa vaventy androany. Dingana ara-taratasy tsy maintsy arahina no antony tsy mbola maha voaefa izany raha ny fanazavana.