Accueil Société Rocade d’Iarivo : tokony samy hanaja sy ho sarotiny ny rehetra

Rocade d’Iarivo : tokony samy hanaja sy ho sarotiny ny rehetra

0
Rocade d’Iarivo : tokony samy hanaja sy ho sarotiny ny rehetra

Efa manomboka ny fandinihina sy ny fanadihadiana amin’ny fanatanterahana ny lalana miainga eo amin’ny marais Masay mihazo ny gare Makis Andohatapenaka hoy ny minisitry ny fanajariana ny tany sy ny asa vaventy. Aorian’ny fahavitany, hifandray amin’ny rocade d’Iarivo izany hanalefahana hatrany ny fitohanana eto Antananarivo.