Accueil Société Rodoben’ny mpanohitra : mangataka Governemanta fiaraha-mitantana

Rodoben’ny mpanohitra : mangataka Governemanta fiaraha-mitantana

0
Rodoben’ny mpanohitra : mangataka Governemanta fiaraha-mitantana

Tsy tana intsony, niverina indray ny fitakiana fiaraha-mitantana ataon’ny antoko TIM avy amin’ny fampiasana ny  RMDM na ny Rodoben’ny Mpanohitra eto Madagasikara. Fitakiana izay efa tsy manaitra ny be sy ny maro intsony raha ny tantaram-pirenena sy ny fomba fanaovan’ny filoha teo aloha Politika no jerena.