Rova Manjakamiadana : mariky ny firaisam-pirenena

0

Androany maraina no notanterahina ny ny lanonana manamarika ny fanombohan’ny asa famitana ny fanarenana ny Rovan’i Manjakamiadana. Ny famitana ny asa fanarenana ny Rova dia hanandratana indray ny fiandrianam-pirenena, hoy ny Filoha Rajoelina Andry, ary hamelomana indray ny ambompom-pirenena, entina hanavotana sy hampandrosoana an’i Madagasikara.