Accueil Société Rovan’Ilafy : hanorenana trano fivoahana manakaiky ny fasan’andriana

Rovan’Ilafy : hanorenana trano fivoahana manakaiky ny fasan’andriana

0
Rovan’Ilafy : hanorenana trano fivoahana manakaiky ny fasan’andriana

Tsy eken’ireo mponina manodidina sy mpiaro ny rovan’Ilafy ny fanorenana trano fivoahana manakaiky ny fasan’andriana ao anaty faritry ny rova. Tetikasa izay voalaza fa an’ny minsiteran’ny kolontsaina. Ity toerana ity nefa izay voasokajy ho faritra arovana.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici