Run – Arivonimamo rahampitso : hisy fiara vita malagasy andray anjara

0

Hisy fiara vita malagasy andray anjara amin’ny run tanterahina eny Arivonimamo rahampitso. Nanomboka ny volana desambra teo ireo teknisiana malagasy no nanomboka ny fanamboarana ary izao vita izao ny fiara.